14.02.2009
Extraits du roman
P.S. : moa ny diso tsipelina tsy mariky ny fo niara-nihosona tamin'ny tànana raha nanondro ny lanitra ?
08:31 Lien permanent | Commentaires (4) | Envoyer cette note
P.S. : moa ny diso tsipelina tsy mariky ny fo niara-nihosona tamin'ny tànana raha nanondro ny lanitra ?
08:31 Lien permanent | Commentaires (4) | Envoyer cette note
Commentaires
naon njo!
msaotra t@ilay hoe "matsiro"!!!!
Efa hita eny @fivarotam-boky rehetra izany ilay boky?
Veloma!
Ecrit par : Imanganofy | 18.02.2009
tsy misy fisaorana ... rehefa milamina kokoa ny fivezivezena dia hita kokoa "izy" eny amin'ny mpivarotra mahazatra ... fa afaka mahazo an'ilay boky amina fomba hafa kokoa ... mandefasa mail e ...
Ecrit par : njo | 18.02.2009
Miarahaba anao
Mba hampahalalana ny vaovao mikasika ny sangan'asa malagasy dia maniry izahay ato amin'ny radiovazogasy hifanoratra aminareo
Misaotra mialoha tompoko
Haja Lalaina
Tompon'andraikitry ny Radiovazogasy
Ecrit par : Radiovazogasy | 06.06.2009
Miarahaba anao
Satry dia satry tokoa izany fifanoratana izany.
Misaotra tompoko
Anjoanina Harivahy
Ecrit par : njo | 07.06.2009
Ecrire un commentaire